Ezekiel 29:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
eny, ho ambany noho ny fanjakana hafa izy ka tsy hisandratra ambonin’ny firenena hafa intsony; fa hohakeleziko izy ka tsy hanapaka amin’ny firenena intsony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho fanjakana ambany i Ejipta, raha samy fanjakana, ary tsy hisandratra ho ambonin’ny firenena, hohavitsiko ny isany, mba tsy hanapahany ny firenena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ho osa noho ny fanjakana rehetra izy, ka tsy hisandratra ho ambonin’ny firenen-kafa intsony. Hahenako ny isany mba tsy hanjakazakany amin’ny firenen-kafa intsony.
Malagasy Bible 1865
Eny, ho ambany noho ny fanjakana hafa izy ka tsy hisandratra ambonin'ny firenena hafa intsony; Fa hohakeleziko izy ka tsy hampanompo ny firenena intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
eny, ho ambany noho ny fanjakana hafa izy ka tsy hisandratra ambonin’ny firenena hafa intsony; fa hohakeleziko izy ka tsy hanapaka amin’ny firenena intsony.
malagasy
Eny, ho ambany noho ny fanjakana hafa izy ka tsy hisandratra ambonin'ny firenena hafa intsony; Fa hohakeleziko izy ka tsy hampanompo ny firenena intsony.