Ezekiel 29:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, manandrifia an’i Farao mpanjakan’i Ejipta ka maminania ny hamelezana azy mbamin’i Ejipta rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, atodiho mankany amin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta ny tavanao, ka maminania ny aminy sy ny amin’i Ejipta manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, mitodiha manandrify ny Farao mpanjakan’i Ejipta ianao, ka ijoroy ny maha- mpaminany anao mba hamelezana azy sy ny tany Ejipta manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Farao, mpanjakan'i Egypta, ka maminania ny hamelezana azy mbamin'i Egypta rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, manandrifia an’i Farao mpanjakan’i Ejipta ka maminania ny hamelezana azy mbamin’i Ejipta rehetra.
malagasy
Ry zanak'olona, manandrifia an'i Farao, mpanjakan'i Egypta, ka maminania ny hamelezana azy mbamin'i Egypta rehetra.