Ezekiel 29:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hampitsimoka tandroka ho an’ny taranak’Israely Aho, ary hataoko miloa-bava eo aminy ianao; dia ho fantatra fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany, hampaniriako tandroka ny taranak’i Israely, ary hampiloa-bava anao Aho eo amin’izy ireo; ka ho fantany fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Rehefa tonga izany andro izany, dia hohavaoziko ny tanjaky ny Israelita. Ary ianao, ry Ezekiela, homeko fahefana hiteny eo aminy; ka dia hoekeny fa Izaho no TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia hampitsimoka tandroka ho an'ny taranak'Isiraely Aho, ary hampiloahiko vava eo aminy ianao; ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hampitsimoka tandroka* ho an’ny taranak’Israely Aho, ary hataoko miloa-bava eo aminy ianao; dia ho fantatra fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Amin'izany andro izany dia hampitsimoka tandroka ho an'ny taranak'Isiraely Aho, ary hampiloahiko vava eo aminy ianao; ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.