Ezekiel 29:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hasiako farango ny valanoranonao dia hampiraiketiko amin’ny kiranao ny hazandrano ao amin’ny Neilinao ka hampiakariko avy eo afovoan’ny Neilinao ianao, ary ny hazandrano rehetra amin’ny Neilinao dia hiraikitra amin’ny kiranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanisy farango ny valanoranonao Aho, hampiraikitra ny hazandrano ao amin’ny oninao, amin’ny kiranao, ary hampiakatra anao avy ao amin’ny oninao, dia ianao mbamin’ny hazandranon’ny oninao rehetra tafaraikitra amin’ny kiranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hasiako farango vy ny valanoranonao sady haraikitro amin’ny kiranao ny trondro eo amin’ny oninao. Hampiakariko avy ao Neily ianao sy ireo trondro miraikitra amin’ny kiranao.
Malagasy Bible 1865
Ary hasiako farango ny valanoranonao, sady hampiraiketiko amin'ny kiranao ny hazandrano ao amin'ny Neilinao, dia hampiakariko avy eo afovoan'ny Neilinao ianao, ary ny hazandrano rehetra amin'ny Neilinao dia hiraikitra amin'ny kiranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hasiako farango ny valanoranonao dia hampiraiketiko amin’ny kiranao ny hazandrano ao amin’ny Neilinao ka hampiakariko avy eo afovoan’ny Neilinao ianao, ary ny hazandrano rehetra amin’ny Neilinao dia hiraikitra amin’ny kiranao.
malagasy