Ezekiel 29:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa Izaho no TOMPO, satria tehina volotara fandrefesana ho an’ny taranak’Israely izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa Iaveh Aho: - satria efa tehina volotara ho an’ny taranak’i Israely izy ireo.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hoeken’ny mponina rehetra any Ejipta fa Izaho no TOMPO. «Ny fanampiana izay nomenao an’ireo Israelita dia marefo tahaka ny volotara.
Malagasy Bible 1865
dia ho fantatry ny mponina rehetra any Egypta fa Izaho no Jehovah, satria efa tehina volotara ho an'ny taranak'Isiraely izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho fantatry ny mponina rehetra any Ejipta fa Izaho no TOMPO, satria tehina volotara fandrefesana ho an’ny taranak’Israely izy.
malagasy
dia ho fantatry ny mponina rehetra any Egypta fa Izaho no Jehovah, satria efa tehina volotara ho an'ny taranak'Isiraely izy.