Ezekiel 29:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hahatonga sabatra hamely anao Aho ka hofongorako tsy ho aminao ny olona sy ny biby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Indro hahatonga sabatra hamely anao Aho, ary handringana ny olona sy ny biby eo aminao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Hahatonga tafika mirongo fiadiana hamely anao Aho, ka hofongorako tsy ho amin’ny taninao ny olona sy ny biby.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hahatonga sabatra hamely anao Aho, ka hofongorako tsy ho aminao ny olona sy ny biby.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro, hahatonga sabatra hamely anao Aho ka hofongorako tsy ho aminao ny olona sy ny biby.
malagasy
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, hahatonga sabatra hamely anao Aho, ka hofongorako tsy ho aminao ny olona sy ny biby.