Ezekiel 29:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tany Ejipta ho rava sy lao, dia ho fantatra fa Izaho no TOMPO. Satria hoy izy: Ahy i Neily, ary izaho no nanao azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka ho zary tany lao sy efitra ny tany Ejipta. Dia ho fantatry ny olona fa Iaveh Aho. Noho i Faraôna nanao hoe: «Ahy ny ony, ary izaho no nanao azy»,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho tany rava sy lao i Ejipta; amin’izay dia hoekena fa Izaho no TOMPO. «Nolazainao fa anao i Neily ary ianao no namorona azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany Egypta ho rava sy lao; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. Satria hoy izy: Ahy Neily, ary izaho no nanao azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tany Ejipta ho rava sy lao, dia ho fantatra fa Izaho no TOMPO. Satria hoy izy: Ahy i Neily, ary izaho no nanao azy!
malagasy
Ary ny tany Egypta ho rava sy lao; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. Satria hoy izy: Ahy Neily, ary izaho no nanao azy,