Ezekiel 3:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, hano izay hitanao, eny, hano ity horonan-taratasy ity, dia mandehana ka mitenena amin’ny taranak’Israely!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy Izy tamiko: «Ry zanak’olona, hano io hitanao eo anoloanao io; hano io taratasy io, dia mandehana miteny amin’ny taranak’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy Ilay niteny tamiko hoe: «Ry ilay taranak’olombelona, hano io horonan-taratasy izay naseho anao io, dia mandehana miteny amin’ny Israelita.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, hano izay hitanao, eny, hano ity horonan-taratasy ity, dia mandehana, ka mitenena amin'ny taranak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, hano izay hitanao, eny, hano ity horonan-taratasy ity, dia mandehana ka mitenena amin’ny taranak’Israely!
malagasy
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, hano izay hitanao, eny, hano ity horonan-taratasy ity, dia mandehana, ka mitenena amin'ny taranak'Isiraely.