Ezekiel 3:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mandehana mankany amin’ny babo, dia ireo zanaky ny firenenao, ary mitenena aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra, na hihaino izy na tsy hihaino.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana ianao mankany amin’ireo lasan-ko babo, dia any amin’ireo zanaky ny firenenao, ka mitenena aminy; lazao aminy hoe: ‹Izao no lazain’i Iaveh Tompo›, na hihaino izy ireo na tsy hihaino».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia mankanesa any amin’ireo babo izay isan’ny mpiray firenena aminao, ka mitenena aminy hoe: ‹Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY.› Mitenena aminy na hihaino izy na tsy hihaino.»
Malagasy Bible 1865
Dia mandehana mankany amin'ny babo, dia ireo zanaky ny firenenao ary mitenena aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo na hihaino izy na tsy hihaino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mandehana mankany amin’ny babo, dia ireo zanaky ny firenenao, ary mitenena aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra, na hihaino izy na tsy hihaino.
malagasy
Dia mandehana mankany amin'ny babo, dia ireo zanaky ny firenenao ary mitenena aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo na hihaino izy na tsy hihaino.