Ezekiel 3:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy fanahy nanainga ahy, dia nandre horakoraka be teo ivohoko aho nanao hoe: Isaorana anie ny voninahitry NY TOMPO avy amin’ny fitoerany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nofaohin’ny Fanahy aho, ka injay nisy feo nikotrokotroka mafy reko tao ivohoko, nanao hoe: «Hankalazaina anie ny voninahitr’i Iaveh ao amin’ny fitoerana fonenany».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny Fanahin’Andriamanitra nanainga ahy hiala amin’ny tany; dia nandre horakoraka mafy tao ivohoko aho nanao hoe: «Hoderaina anie ny TOMPO any amin’ny toerana izay isehoan’ny voninahiny.»
Malagasy Bible 1865
Ary nisy fanahy nanainga ahy, dia nandre horakoraka be teo ivohoko aho nanao hoe: Isaorana anie ny voninahitr'i Jehovah avy amin'ny fitoerany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy fanahy nanainga ahy, dia nandre horakoraka be teo ivohoko aho nanao hoe: Isaorana anie ny voninahitry NY TOMPO avy amin’ny fitoerany!
malagasy
Ary nisy fanahy nanainga ahy, dia nandre horakoraka be teo ivohoko aho nanao hoe: Isaorana anie ny voninahitr'i Jehovah avy amin'ny fitoerany. [Na: rivotra]