Ezekiel 3:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary reko koa ny fikopakopaky ny elatry ny zavamananaina izay nifanendry, sy ny fidilodilotry ny kodiarana teo anilany sy ny horakoraka be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Reko ny fikapokapoky ny elatr’ireo zava-manana aina, nifandona, sy ny firohondrohon’ny kodiarana teo anilany, ary nisy feon-javatra nikotrokotroka mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Reko koa ny fikopakopaky ny elatr’ireo zava-miaina izay nifanendry sy ny feon’ny kodiarana teo anilany, ka kotaba moa izao!
Malagasy Bible 1865
Ary reko koa ny fikopakopaky ny elatry ny zava-manan'aina, izay nifanendry, sy ny fidilodilotry ny kodia teo anilany sy ny horakoraka be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary reko koa ny fikopakopaky ny elatry ny zavamananaina izay nifanendry, sy ny fidilodilotry ny kodiarana teo anilany sy ny horakoraka be.
malagasy
Ary reko koa ny fikopakopaky ny elatry ny zava-manan'aina, izay nifanendry, sy ny fidilodilotry ny kodia teo anilany sy ny horakoraka be.