Ezekiel 3:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy, dia lasa aho sady tezitra no nivonto ny fanahiko; ary ny tanan’NY TOMPO dia nahery tamiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofaohin’ny Fanahy sy nentiny aho, ka lasa; fangidiana amam-pisafoahana no tao amin’ny fanahiko; ary ny tanan’i Iaveh nihazona ahy mafy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin’ny Fanahy izay nanainga ahy niala avy tamin’ny tany aho. Voasariky ny herin’ny TOMPO aho ka tsy nahatohitra, fa lasa nandeha tamin’ny fo nalahelo sady nangitakitaka.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy, dia lasa aho sady nirehitra tamin'ny fahavontosan'ny fanahiko; ary ny tànan'i Jehovah dia nahery tao amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy, dia lasa aho sady tezitra no nivonto ny fanahiko; ary ny tanan’NY TOMPO dia nahery tamiko.
malagasy
Ary nisy fanahy nanainga ahy ka nitondra ahy, dia lasa aho sady nirehitra tamin'ny fahavontosan'ny fanahiko; ary ny tànan'i Jehovah dia nahery tao amiko.[Na: rivotra][Heb. mangidy]