Ezekiel 3:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tany amin’ny babo tany Tela-Aviva aho, teo amin’izay nonina teo amoron’ny ony Kebara, teo amin’izay nipetrahany, ary mandritra ny hafitoana aho dia teo anivony, nivarahontsana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tany Tel-Abiba aho, tany amin’ireo babo, nonina teo amoron’ny ony Kobara, sy tany amin’ny tany nonenany; ka nandritra ny hafitoana aho, dia ankona foana teo afovoan’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga tany Tela-Abiba aho ka mby teo anivon’ireo babo izay nipetraka teo amoron’ny ony Kebara; ary niara-nitoetra taminy tao fito andro aho sady talanjona aoka izany.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tany amin'ny babo tany Telabiba aho, dia teo amin'izay nonina teo amoron'ny ony Kebara, teo amin'izay nipetrahany, ary mandritra ny hafitoana dia tahaka ilay torana iny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tany amin’ny babo tany Tela-Aviva aho, teo amin’izay nonina teo amoron’ny ony Kebara, teo amin’izay nipetrahany, ary mandritra ny hafitoana aho dia teo anivony, nivarahontsana.
malagasy
Dia tonga tany amin'ny babo tany Telabiba aho, dia teo amin'izay nonina teo amoron'ny ony Kebara, teo amin'izay nipetrahany, ary mandritra ny hafitoana dia tahaka ilay torana iny aho.