Ezekiel 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka ny hafitoana dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka hafitoana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony afaka fito andro dia nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka ny hafitoana, dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka ny hafitoana dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
Ary nony afaka ny hafitoana, dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: