Ezekiel 3:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, efa nataoko mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao ka hohenoinao ny teny avy amin’ny vavako, ary avy Amiko no hananaranao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Ry zanak’olona, tendreko ho mpitily eo amin’ny taranak’i Israely ianao, hihaino ny teny haloaky ny vavako ianao; ary hananatra azy ireo amin’ny Anarako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, ataoko mpitily ho an’ny Israelita ianao; koa hohenoinao ny teniko ary hampitainao aminy ny fampitandremana avy amiko.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, efa nataoko mpitily ho an'ny taranak'Isiraely ianao; ka dia hohenoinao ny teny avy amin'ny vavako, ary avy amiko no hananaranao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, efa nataoko mpitily ho an’ny taranak’Israely ianao ka hohenoinao ny teny avy amin’ny vavako, ary avy Amiko no hananaranao azy.
malagasy
Ry zanak'olona, efa nataoko mpitily ho an'ny taranak'Isiraely ianao; ka dia hohenoinao ny teny avy amin'ny vavako, ary avy amiko no hananaranao azy.