Ezekiel 3:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha hoy Aho amin’ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! Nefa tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy hialany amin’ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin’ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin’ny tananao ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha Izaho milaza amin’ny ratsy fanahy hoe: ‹Ho faty tokoa ianao›; nefa ianao kosa tsy mananatra azy, tsy miteny mananatra azy, dia ho faty amin’ny helony ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin’ny tananao ny rany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andeha hataontsika hoe misy olon-dratsy iray tiako hilazana fa hahafaty azy tokoa ny afitsony: raha tsy mampitandrina azy ianao hialany amin’ny toe-dratsiny mba hahavelomany, dia ho faty noho ny otany tokoa izany olon-dratsy izany, nefa ianao no tazoniko ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.
Malagasy Bible 1865
Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha hoy Aho amin’ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! Nefa tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy hialany amin’ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin’ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin’ny tananao ny rany.
malagasy