Ezekiel 3:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosokafako ny vavako ary nafahany ahy izany horonan-taratasy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosokafako ny vavako dia nafahany ahy io taratasy io;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nosokafako ny vavako ary nafahany ahy ilay horonan-taratasy.
Malagasy Bible 1865
Dia nosokafako ny vavako, ary nafahany ahy izany horonan-taratasy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosokafako ny vavako ary nafahany ahy izany horonan-taratasy izany.
malagasy
Dia nosokafako ny vavako, ary nafahany ahy izany horonan-taratasy izany.