Ezekiel 3:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, raha ny marina no miala amin’ny fahamarinany ka manao meloka, ary mametraka fahatafintohinana eo anoloany Aho, dia ho faty izy; eny, noho ny tsy nananaranao azy dia ho faty amin’ny fahotany ihany izy, ary ny fahamarinana izay nataony tsy hotsaroana, nefa kosa hadiniko amin’ny tananao ny rany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy olo-marina miala amin’ny fahamarinana sy manao heloka, ka mametraka fandrika eo anoloany aho, dia ho faty izy; noho ianao tsy nananatra azy dia ho faty amin’ny fahotany izy; ny asa fahamarinana nataony kosa tsy hotsarovana intsony; ary ny rany kosa hadiniko amin’ny tananao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andeha hataontsika hoe misy olo-marina iray miala amin’ny tsara ka manao ny ratsy: hataoko hampidi-doza aminy izany ka ho faty izy. Raha tsy mampitandrina azy ny amin’io loza io ianao, dia ho faty noho ny otany izy; fa tsy hisaiko ny asa soa nataony taloha ary ianao no tazoniko ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, ary mametraka fahatafintohinana eo anoloany Aho, dia Ho faty izy; eny noho ny tsy nananaranao azy dia ho faty amin'ny fahotany ihany izy, ary ny fahamarinana izay nataony tsy hotsaroana, nefa kosa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, raha ny marina no miala amin’ny fahamarinany ka manao meloka, ary mametraka fahatafintohinana eo anoloany Aho, dia ho faty izy; eny, noho ny tsy nananaranao azy dia ho faty amin’ny fahotany ihany izy, ary ny fahamarinana izay nataony tsy hotsaroana, nefa kosa hadiniko amin’ny tananao ny rany.
malagasy