Ezekiel 3:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mananatra ny marina mba tsy hanota ianao ka tsy manota izy, dia ho velona tokoa izy, satria nino anatra ary voavonjinao koa ny ainao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha misy marina nanarinao tsy hanota, ka tsy nanota tokoa, dia ho velona tokoa izy, satria nahazo anatra; ary ianao koa, ho efa namonjy ny fanahinao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha nampitandrina io olo-marina io kosa ianao mba tsy hanao ratsy ka mifady ny ratsy tokoa izy, dia mety ho velona izy noho ny fampitandremana nataonao; sady hahavonjy ny ainao koa ianao.»
Malagasy Bible 1865
Fa raha mananatra ny marina mba tsy hanota ianao, ka tsy manota izy, dia ho velona tokoa izy, satria nino anatra; ary voavonjinao koa ny fanahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mananatra ny marina mba tsy hanota ianao ka tsy manota izy, dia ho velona tokoa izy, satria nino anatra ary voavonjinao koa ny ainao.
malagasy
Fa raha mananatra ny marina mba tsy hanota ianao, ka tsy manota izy, dia ho velona tokoa izy, satria nino anatra; ary voavonjinao koa ny fanahinao.