Ezekiel 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tao dia tonga tamiko ny tanan’NY TOMPO ary hoy Izy tamiko: Mitsangàna ka mivoaha ho any amin’ny lohasaha ary any no hitenenako aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo amiko ny tanan’i Iaveh, ary hoy Izy tamiko: «Mitsangàna ianao, mankanesa any an-tany lemaka, fa any no hitenenako aminao».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary voasariky ny herin’ny TOMPO indray aho, ka hoy Izy tamiko: «Mitsangàna, mankanesa any an-dohasaha fa any no hitenenako aminao.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny tànan'i Jehovah dia tamiko, ary hoy Izy tamiko: Mitsangàna, ka mivoaha ho any amin'ny lohasaha, ary any no hitenenako aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tao dia tonga tamiko ny tanan’NY TOMPO ary hoy Izy tamiko: Mitsangàna ka mivoaha ho any amin’ny lohasaha ary any no hitenenako aminao.
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny hanjo an'i Jerosalema] Ary ny tànan'i Jehovah dia tamiko, ary hoy Izy tamiko: Mitsangàna, ka mivoaha ho any amin'ny lohasaha, ary any no hitenenako aminao.