Ezekiel 3:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy fanahy tonga tao anatiko ka nampitsangana ahy. Dia niteny tamiko Izy hoe: Andeha, mirindrìna ao anatin’ny tranonao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niditra tato anatiko ny Fanahy, ka nataony mijoro amin’ny tongotra aho; ary niteny tamiko i Iaveh nanao hoe: «Mandehana mirindrin-trano ao aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay dia niditra tao amiko ny Fanahin’Andriamanitra ka nampitsangana ahy. Ary hoy ny Tompo tamiko: «Mandehàna mihidy ao an-tranonao.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy fanahy tonga tao anatiko ka nampitsangana ahy; dia niteny tamiko Izy ka nanao hoe: Andeha, mirindrina ao anatin'ny tranonao ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy fanahy tonga tao anatiko ka nampitsangana ahy. Dia niteny tamiko Izy hoe: Andeha, mirindrìna ao anatin’ny tranonao ianao.
malagasy
Ary nisy fanahy tonga tao anatiko ka nampitsangana ahy; dia niteny tamiko Izy ka nanao hoe: Andeha, mirindrina ao anatin'ny tranonao ianao.