Ezekiel 3:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ianao, ry zanak’olona, indro, hasiany mahazaka hamatorany anao ianao ka tsy hahazo mivoaka ho eo anivony intsony ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro ianao, ry zanak’olona, hasiana tady hafatotra, ary tsy ho afa-mivoaka ho any amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao no hotadina ianao, ry ilay taranak’olombelona, ka hafatotra tsy ho afa-mivoaka ny trano intsony hankeo amin’ny Israelita.
Malagasy Bible 1865
Fa ianao, ry zanak'olona, indro, hasiany fatorana, izay hamatorany anao, ka tsy hahazo mivoaka ho ao aminy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ianao, ry zanak’olona*, indro, hasiany mahazaka hamatorany anao ianao ka tsy hahazo mivoaka ho eo anivony intsony ianao.
malagasy
Fa ianao, ry zanak'olona, indro, hasiany fatorana, izay hamatorany anao, ka tsy hahazo mivoaka ho ao aminy ianao.