Ezekiel 3:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hampiraiketiko amin’ny lanilaninao ny lelanao ka ho moana ianao ary tsy ho mpananatra azy; fa taranaka maditra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haraikitro amin’ny lanilaninao ny lelanao, ka ho moana ianao, dia tsy ho mpaniny azy ireo, satria taranaka miodina izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampiraiketiko amin’ny lanilaninao ny lelanao, ka hanjary moana tsy ho afa-mananatra io firenena maditra io ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hampiraiketiko amin'ny lanilaninao ny lelanao, ka ho moana ianao ary tsy ho mpananatra azy; fa taranaka maditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hampiraiketiko amin’ny lanilaninao ny lelanao ka ho moana ianao ary tsy ho mpananatra azy; fa taranaka maditra izy.
malagasy
Ary hampiraiketiko amin'ny lanilaninao ny lelanao, ka ho moana ianao ary tsy ho mpananatra azy; fa taranaka maditra izy.Fa raha miteny aminao Aho, dia hosokafako ny vavanao, ka dia holazainao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Izay mihaino, dia aoka izy hihaino; ary izay tsy mihaino, dia aoka izy tsy hihaino kosa; fa taranaka maditra izy.