Ezekiel 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, andeha mankany amin’ny taranak’Israely ka lazao aminy ny teniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy Izy tamiko: «Ry zanak’olona, mandehana mankany amin’ny taranak’i Israely, ary lazao aminy ny teniko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy indray Izy: «Ry ilay taranak’olombelona, mandehana mankany amin’ny Israelita ka ampitao aminy ny teniko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, andeha mankany amin'ny taranak'Isiraely, ka lazao aminy ny teniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak’olona, andeha mankany amin’ny taranak’Israely ka lazao aminy ny teniko.
malagasy
[Ny nanirahana an'i Ekeziela hilaza ny tenin'i Jehovah tamin'ny Isiraely] Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, andeha mankany amin'ny taranak'Isiraely, ka lazao aminy ny teniko.