Ezekiel 3:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ho any amin’ny firenena manao fiteny tsy hay sy miboredidredika no anirahana anao, fa ho any amin’ny taranak’Israely ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy ho any amin’ny firenena hafa fiteny, na miboeriboeri-piteny, no anirahako anao; fa ho any amin’ny taranak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy maniraka anao any amin’ny vahoaka izay miteny fiteny vahiny sarotra takarina Aho, fa any amin’ny vahoakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ho any amin'ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin'ny taranak'Isiraely ihany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ho any amin’ny firenena manao fiteny tsy hay sy miboredidredika no anirahana anao, fa ho any amin’ny taranak’Israely ihany.
malagasy
Fa tsy ho any amin'ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin'ny taranak'Isiraely ihany;