Ezekiel 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny taranak’Israely dia tsy mety mihaino anao satria tsy mety mihaino Ahy izy; fa ny taranak’Israely rehetra dia mafy handrina sady mafy fo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy hety hihaino anao ny taranak’i Israely, satria tsy mety mihaino Ahy izy, fa henjan-kandrina sy tsy vaky afero avokoa, ny taranak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny Israelita kosa tsy hanaiky hihaino anao satria tsy te hihaino Ahy izy, fa olona mafy loha sady be kirina izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa ny taranak'Isiraely dia tsy mety mihaino anao, satria tsy mety mihaino Ahy izy; fa ny taranak'Isiraely rehetra dia mafy handrina sady madi-po.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny taranak’Israely dia tsy mety mihaino anao satria tsy mety mihaino Ahy izy; fa ny taranak’Israely rehetra dia mafy handrina sady mafy fo.
malagasy
Fa ny taranak'Isiraely dia tsy mety mihaino anao, satria tsy mety mihaino Ahy izy; fa ny taranak'Isiraely rehetra dia mafy handrina sady madi-po.