Ezekiel 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, efa nohamafiko ny tarehinao hiatrika ny tarehiny sy ny handrinao hanandrina ny handriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa, indro, efa nataoko mafy hoatra ny tarehiny ny tarehinao, ary mafy hoatra ny handriny, ny handrinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa hataoko sahy mifanatri-tava aminy ianao, ary hataoko mafy loha tahaka azy.
Malagasy Bible 1865
Indro, efa nohamafiko ny tarehinao hiatrika amin'ny tarehiny sy ny handrinao hanandrina ny handriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, efa nohamafiko ny tarehinao hiatrika ny tarehiny sy ny handrinao hanandrina ny handriny.
malagasy
Indro, efa nohamafiko ny tarehinao hiatrika amin'ny tarehiny sy ny handrinao hanandrina ny handriny.