Ezekiel 3:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataoko toy ny diamondra ny handrinao, eny, mafy noho ny vatolampy aza. Koa aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny fa taranaka maditra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataoko hoatra ny diamondra ny handrinao, mafy noho ny vatolampy aza. Koa aza matahotra azy, na mangovitra eo anatrehany, fa taranaka miodina izy».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hataoko mafy lalandava ny lohanao ary mafy lavitra noho ny vatolampy aza. Ka aza matahotra azy ianao, ary aza mivadi-po noho ny fihetsika ataon’io vahoaka maditra io.
Malagasy Bible 1865
Ataoko toy ny diamondra ny handrinao, eny, mafy noho ny vatolampy aza; ka aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataoko toy ny diamondra ny handrinao, eny, mafy noho ny vatolampy aza. Koa aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny fa taranaka maditra izy.
malagasy
Ataoko toy ny diamondra ny handrinao, eny, mafy noho ny vatolampy aza; ka aza matahotra azy na mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka maditra izy.