Ezekiel 30:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Ny tanan’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babilona no hoentiko mandevona ny harenan’i Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Hampitsahatra ny tabataba ben’i Ejipta Aho, amin’ny tanan’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Hampiasaiko i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna mba handringana ny mponina maro ao Ejipta.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ny tànan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, no ho entiko mahafoana ny horakorak 'i Egypta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Ny tanan’i Nebokadnezara mpanjakan’i Babilona no hoentiko mandevona ny harenan’i Ejipta.
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ny tànan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, no ho entiko mahafoana ny horakorak'i Egypta.[Na. mandevona ny hareny]