Ezekiel 30:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, maminania ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Midradradradrà ianareo! Indrisy ny andro!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, maminania ka ataovy hoe: Izao no lazain’ny Tompo Iaveh: Midradradradrà ianareo! Endrey! izao andro izao!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, ijoroy ny maha- mpaminany anao ka ambarao fa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Midradradradrà ny amin’ny andro ho avy ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Midradradradrà ianareo! Indrisy ny andro!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, maminania ka lazao hoe: Izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Midradradradrà ianareo! Indrisy ny andro!
malagasy
Ry zanak'olona, maminania, ka ataovy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Midradradradrà ianareo! Indrisy ny andro!