Ezekiel 30:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta dia efa notorotoroiko, ary e! Tsy notsaboina mba ho sitrana izy na nofehezina lamba mba hanatanjaka azy ka hahatan-tsabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, ny sandrin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta, dia notapahiko, ka indro tsy notsaboina, tsy nasiam-panafody na nopetahana bandy, hitsaboana azy mba hahatanjaka azy, hahatan-tsabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, nopotehiko ny sandrin’ny Farao mpanjakan’i Ejipta. Tsy nisy nitsabo na nanome fanafody azy, tsy nisy namehy ny feriny mba hampody ny heriny hahatan-tsabatra indray.
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, ny sandrin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, dia efa notorotoroiko, ary he! tsy noharatoina mba ho sitrana izy, na nofehezina lamba, mba hanatanjaka azy hahatan-tsabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, ny sandrin’i Farao mpanjakan’i Ejipta dia efa notorotoroiko, ary e! Tsy notsaboina mba ho sitrana izy na nofehezina lamba mba hanatanjaka azy ka hahatan-tsabatra.
malagasy
Ry zanak'olona, ny sandrin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, dia efa notorotoroiko, ary he! tsy noharatoina mba ho sitrana izy, na nofehezina lamba, mba hanatanjaka azy hahatan-tsabatra.