Ezekiel 30:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa antomotra ny andro, Eny, antomotra ny Andron’NY TOMPO: Andro mandrahona sy fotoanan’ny Jentilisa izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa antomotra ny andro; antomotra ny andro ho an’i Iaveh! Andron-drahona! Io no fotoan’ny firenena!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa antomotra izy, eny, antomotra ny androm-pamaizan’ny TOMPO. Ho andro vesaran-drahona izany, ary fotoana hifamelezan’ny firenena.
Malagasy Bible 1865
Fa efa antomotra ny andro, eny, antomotra ny andron'i Jehovah, dia andro mandrahona sy fotoana hamaliana ny jentilisa izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa antomotra ny andro, Eny, antomotra ny Andron’NY TOMPO: Andro mandrahona sy fotoanan’ny Jentilisa* izany.
malagasy
Fa efa antomotra ny andro, eny, antomotra ny andron'i Jehovah, dia andro mandrahona sy fotoana hamaliana ny jentilisa izany.