Ezekiel 31:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahatelo, tamin’ny taona fahiraika amby folo dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-11, volana fahatelo, andro voalohan’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-11 taorian’ny fahababoana, nony andro voalohan’ny volana fahatelo, dia nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahatelo tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana fahatelo, tamin’ny taona fahiraika amby folo dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
[Ny nanetrena an'i Asyria atao fananarana an'i Egypta] Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana fahatelo tamin'ny taona fahiraika ambin'ny folo dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: