Ezekiel 31:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no nitenenan’NY TOMPO Andriamanitra hoe: Satria nisandratra avo ianao ka nanandratra ny lohanao teo amin’ny rahona matevina, ary nirehareha ny fonao noho ny haavony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa izao no lazain’ny Tompo Iaveh: satria izy nisandratra ho avo, sy nanandratra ny tendrony hatrany amin’ny rahona, ary niavonavona noho ny fisandratany ny fony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: Nisandratra avo ilay sedera ka nitehi-drahona ny tendrony, dia nihaniavonavona ny fony.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no nanaovan'i Jehovah Tompo hoe: Satria nijoroaka avo izy ka nanandratra ny lohany teo amin'ny rahona matevina, ary nirehareha ny fony noho ny hahavony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no nitenenan’NY TOMPO Andriamanitra hoe: Satria nisandratra avo ianao ka nanandratra ny lohanao teo amin’ny rahona matevina, ary nirehareha ny fonao noho ny haavony,
malagasy
Koa izany no nanaovan'i Jehovah Tompo hoe: Satria nijoroaka avo izy ka nanandratra ny lohany teo amin'ny rahona matevina, ary nirehareha ny fony noho ny hahavony,[Heb. ianao]