Ezekiel 31:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hatolotro eo an-tanan’ilay mahery amin’ny firenena ianao; hamely anao tokoa io; noho ny faharatsianao no nandroahako anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia natolotro izy ho eo an-tanan’ny andriamanitry ny firenena hataony amin’izay sitrapony; noroahiko izy, noho ny haratsiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no hanolorako azy eo an-tanan’ny filohan’ireo firenena mba hamaliany azy araka ny faharatsiany.
Malagasy Bible 1865
Dia hatolotro eo an-tànan'ilay mahery amin'ny firenena izy; Hamely azy tokoa io; Noho ny faharatsiany no nandroahako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hatolotro eo an-tanan’ilay mahery amin’ny firenena ianao; hamely anao tokoa io; noho ny faharatsianao no nandroahako anao.
malagasy
Dia hatolotro eo an-tànan'ilay mahery amin'ny firenena izy; Hamely azy tokoa io; Noho ny faharatsiany no nandroahako azy.