Ezekiel 31:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mipetraka eo amin’ny vatany nianjera ny voromanidina rehetra ary eny amin’ny sampany ny bibidia rehetra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny tapatapany ahatongavan’ny voromanidina rehetra hipetraka, ary ny rantsany itsofohan’ny biby rehetra any an-tsaha:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nipetraka teo amin’ny vatany nianjera ny voromanidina isan-karazany, ary nisitrika tanaty rantsany ny bibidia rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mipetraka eo amin'ny vatany nianjera ny voro-manidina rehetra, ary eny amin'ny sampany ny bibi-dia rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mipetraka eo amin’ny vatany nianjera ny voromanidina rehetra ary eny amin’ny sampany ny bibidia rehetra
malagasy
Mipetraka eo amin'ny vatany nianjera ny voro-manidina rehetra, ary eny amin'ny sampany ny bibi-dia rehetra,