Ezekiel 31:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry zanak’olona, lazao amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta sy amin’ny vahoakany marobe hoe: Tahaka an’iza moa ianao amin’ny fahalehibiazanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry zanak’olona, lazao amin’i Faraôna mpanjakan’i Ejipta sy amin’ny vahoakany maro hoe: Tahaka an’iza moa ianao, amin’ny fahalehibeazanao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ry ilay taranak’olombelona, lazao amin’ny Farao mpanjakan’i Ejipta sy amin’ireo vahoaka maro izay feheziny hoe: ‹Inona no azo anoharana anao fa lehibe tokoa ianao, ry Farao?
Malagasy Bible 1865
Ry zanak'olona, ataovy amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, sy amin'ny vahoakany maro be hoe: Tahaka an'iza moa ianao amin'ny fahalehibiazanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry zanak’olona*, lazao amin’i Farao mpanjakan’i Ejipta sy amin’ny vahoakany marobe hoe: Tahaka an’iza moa ianao amin’ny fahalehibiazanao?
malagasy
Ry zanak'olona, ataovy amin'i Farao, mpanjakan'i Egypta, sy amin'ny vahoakany maro be hoe: Tahaka an'iza moa ianao amin'ny fahalehibiazanao?