Ezekiel 31:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, i Asiria dia sedera tsara rantsana any Libanona, misandrahaka manalokaloka sady mijoroaka avo ka mitehika amin’ny rahona matevina ny tendrony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa i Asora dia hazo sedera any Libàna, tsara rantsana, be alokaloka, avo vatana, ary mitehika amin’ny rahona ny tendrony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ianao tahaka ny sederan’i Libano izay misy rantsana mahafinaritra sady misandrahaka manalokaloka, dia sedera iray nisandratra avo ka mitehi-drahona ny tendrony.
Malagasy Bible 1865
Indro, Asyria dia sedera tsara rantsana any Libanona ary misandrahaka manalokaloka sady mijoroaka avo, ka mitehika amin'ny rahona matevina ny tendrony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, i Asiria dia sedera tsara rantsana any Libanona, misandrahaka manalokaloka sady mijoroaka avo ka mitehika amin’ny rahona matevina ny tendrony.
malagasy
Indro, Asyria dia sedera tsara rantsana any Libanona ary misandrahaka manalokaloka sady mijoroaka avo, ka mitehika amin'ny rahona matevina ny tendrony.