Ezekiel 31:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nisandratra ho avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha izy, ary nihamaro ny sampany sady nihalava ny rantsany noho ny habetsahan’ny rano tamin’ny fisandrahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany ny vatany nijoroaka, lasa avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha; ny sampany nihalehibe; ny rantsany, nihalava, noho ny habetsahan’ny rano, tamin’ny fotoana nitomboany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nisandratany ho avo be noho ny hazo rehetra any an-tsaha. Nihamaro ny sampan’ilay sedera sady nisandrahaka ny rantsany, satria ny ranobe any ambany any no nanesikaazy hamoaka tsimoka.
Malagasy Bible 1865
Koa dia nijoroaka ho avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha izy, ary nihamaro ny sampany sady nihalava ny rantsany noho ny habetsahan'ny rano tamin'ny fisandrahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nisandratra ho avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha izy, ary nihamaro ny sampany sady nihalava ny rantsany noho ny habetsahan’ny rano tamin’ny fisandrahany.
malagasy
Koa dia nijoroaka ho avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha izy, ary nihamaro ny sampany sady nihalava ny rantsany noho ny habetsahan'ny rano tamin'ny fisandrahany.