Ezekiel 31:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsara tarehy tamin’ny fahalehibiazany sy ny halavan’ny sampany izy, fa tany amin’ny rano maro ny vahany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahatsara tarehy azy ny fahalehibeazany, sy ny halavan’ny sampany, fa latsaka lalina tao amin’ny rano betsaka ny fakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hazo goavana mahafinaritra izy, sady misandrahaka ny rantsany, satria hatrany amin’ny ranobe ambany any no nilentehan’ny fakany.
Malagasy Bible 1865
Ka dia tsara tarehy tamin'ny fahalehibiazany sy ny halavan'ny sampany izy; Fa tany amin'ny rano maro ny fakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsara tarehy tamin’ny fahalehibiazany sy ny halavan’ny sampany izy, fa tany amin’ny rano maro ny vahany.
malagasy
Ka dia tsara tarehy tamin'ny fahalehibiazany sy ny halavan'ny sampany izy; Fa tany amin'ny rano maro ny fakany.