Ezekiel 31:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nohatsaraiko tamin’ny haben’ny rantsany ny tarehiny ka nialona azy ny hazo rehetra tany Edena, dia ireo tany amin’ny sahan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataoko tsara tarehy izy amin’ny hamaroan’ny rantsany, ka hialona azy avokoa ny hazo rehetra ao Edena, dia izay rehetra ao amin’ny sahan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nataoko tsara tarehy izy noho ny habetsahan’ny rantsany; ka dia nialona azy ny hazo rehetra tao Hedèna, zaridainan’Andriamanitra›. »
Malagasy Bible 1865
Nohatsaraiko tamin'ny haben'ny rantsany ny tarehiny; Ka dia nialona azy ny hazo rehetra tany Edena, dia ireo tany amin'ny sahan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nohatsaraiko tamin’ny haben’ny rantsany ny tarehiny ka nialona azy ny hazo rehetra tany Edena, dia ireo tany amin’ny sahan’Andriamanitra.
malagasy
Nohatsaraiko tamin'ny haben'ny rantsany ny tarehiny; Ka dia nialona azy ny hazo rehetra tany Edena, dia ireo tany amin'ny sahan'Andriamanitra.