Ezekiel 32:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana faharoa amby folo, tamin’ny taona faharoa amby folo dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-12, volana faha-12, tamin’ny andro voalohan’ny volana, tonga tamiko ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-12 taorian’ny fahababoana, nony andro voalohan’ny volana faha-12 dia nisy tenin’ny TOMPO tamiko nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa ambin'ny folo tamin'ny taona faharoa ambin'ny folo dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana faharoa amby folo, tamin’ny taona faharoa amby folo dia tonga tamiko ny tenin’NY TOMPO hoe:
malagasy
[Fitomaniana noho ny nanjo an'i Farao sy ny vahoakany] Ary tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa ambin'ny folo tamin'ny taona faharoa ambin'ny folo dia tonga tamiko ny tenin'i Jehovah nanao hoe: