Ezekiel 32:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hampandriako ny ranony ka hampandehaniko toy ny diloilo ny oniny, hoy NY TOMPO Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany ny ranony hampandriako, ary ny oniny hampandehaniko hoatra ny diloilo; - teny marin’ny Tompo Iaveh.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampandrîko ho tony izy ka hikoriana milamina toy ny diloilo; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Dia hahenako ny ranony, ary hampandehaniko toy ny diloilo ny oniny, hoy Jehovah Tompo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hampandriako ny ranony ka hampandehaniko toy ny diloilo ny oniny, hoy NY TOMPO Andriamanitra,
malagasy
Dia hahenako ny ranony, ary hampandehaniko toy ny diloilo ny oniny, hoy Jehovah Tompo,[Na. hampandriko hadio]