Ezekiel 32:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihoatra noho ny an’iza moa ny hatsaran-tarehinao? Midìna ka mandria miaraka amin’izay tsy voafora!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Iza no nihoaranao hatsaran-tarehy?... Midìna, ka miampara ao akaikin’ireo tsy voafora!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazao azy hoe: Heverinareo angaha fa hanaovana fitondrana manokana noho ny hafa ianareo? Midîna ianareo hiampatra miaraka amin’ireo tsy voafora hafa izay maty an’ady.
Malagasy Bible 1865
Mihoatra noho ny an'iza moa ny hatsaran-tarehinao? Midina, ka miampara amin'izay tsy voafora.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihoatra noho ny an’iza moa ny hatsaran-tarehinao? Midìna ka mandria miaraka amin’izay tsy voafora!
malagasy
Mihoatra noho ny an'iza moa ny hatsaran-tarehinao? Midina, ka miampara amin'izay tsy voafora.[Heb. mandria]