Ezekiel 32:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy sy ny nanampy azy no resahin’ireo malaza amin’ny lehilahy mahery any amin’ny fitoeran’ny maty: Tafidina ka miampatra ny tsy voafora, dia ireo voatrabaky ny sabatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiteny aminy ny mahery indrindra amin’ireo lehilahy mahery fo, mbamin’ny mpanampy azy ao afovoan’ny Seoly, hanao hoe: «Tafidina sy miampatra, ireo tsy voafora voatrobaky ny sabatra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Any amin’ny toeran’ny maty ireo mpiady maherifo sy ireo mpanampy an’i Ejipta taloha dia hihorakoraka hoe: ‹Midina hiampatra miaraka amintsika atỳ koa ireo tsy voafora maty an’ady ireo!›
Malagasy Bible 1865
Izy sy ny nanampy azy no resahin'ireo malaza amin'ny lehilahy mahery any amin'ny fiainan-tsi-hita manao hoe: Tafidina ka miampatra ny tsy voafora, dia ireo voatrabaky ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy sy ny nanampy azy no resahin’ireo malaza amin’ny lehilahy mahery any amin’ny fitoeran’ny maty*: Tafidina ka miampatra ny tsy voafora, dia ireo voatrabaky ny sabatra.
malagasy
Izy sy ny nanampy azy no resahin'ireo malaza amin'ny lehilahy mahery any amin'ny fiainan-tsi-hita manao hoe: Tafidina ka miampatra ny tsy voafora, dia ireo voatrabaky ny sabatra.[Heb. Sheola]