Ezekiel 32:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ianao dia haripaka eo amin’ny tsy voafora ka hiara-miampatra amin’ny voatrabaky ny sabatra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao koa ho torotoro, eo afovoan’ny tsy voafora; sy hiara-miampatra amin’izay voatrobaky ny sabatra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo Ejiptianina koa izao dia haripaka ary hiara-miampatra amin’ireo tsy voafora maty an’ady.
Malagasy Bible 1865
Eny, ianao dia haripaka ao amin'ny tsy voafora ka hiara-miampatra amin'ny voatrabaky ny sabatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ianao dia haripaka eo amin’ny tsy voafora ka hiara-miampatra amin’ny voatrabaky ny sabatra!
malagasy
Eny, ianao dia haripaka ao amin'ny tsy voafora ka hiara-miampatra amin'ny voatrabaky ny sabatra.[Heb. mandry]