Ezekiel 32:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haeliko eny an-tendrombohitra ny nofonao ary hofenoiko ny tenabenao ny lohasaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko eny an-tendrombohitra ny nofonao, ary hofenoiko ny tapatapakao sisa ny lohasaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny nofonao sisa dia haeliko eny an-tendrombohitra sy hamenoako ny lohasaha.
Malagasy Bible 1865
Haeliko eny an-tendrombohitra ny nofonao, ary hofenoiko ny tenabenao ny lohasaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haeliko eny an-tendrombohitra ny nofonao ary hofenoiko ny tenabenao ny lohasaha.
malagasy
Haeliko eny an-tendrombohitra ny nofonao, ary hofenoiko ny tenabenao ny lohasaha.[Heb. hahavonao]