Ezekiel 32:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hataoko safotry ny ranao ny tany, hatramin’ny tendrombohitra aza; ary ho feno anao ny ony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotondrahako ny ranao mandriaka ny tany, hatramin’ny tendrombohitra, ary ho feno anao ny mason-driaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampisotroiko ny ranao ny tany, ka ho rakotra azy ny tendrombohitra ary ho feno azy ny lalan-driaka.
Malagasy Bible 1865
Hataoko safotry ny rànao ny tany Hatramin'ny tendrombohitra aza; Ary ho feno anao ny ony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hataoko safotry ny ranao ny tany, hatramin’ny tendrombohitra aza; ary ho feno anao ny ony.
malagasy
Hataoko safotry ny rànao ny tany Hatramin'ny tendrombohitra aza; Ary ho feno anao ny ony.