Ezekiel 33:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, ry zanak’olona, lazao amin’ny zanaky ny firenenao hoe: Ny fahamarinan’ny marina dia tsy hahavonjy azy amin’ny andro ahadisoany, ary ny faharatsian’ny ratsy fanahy tsy hahavoa azy amin’ny andro ialany amin’ny faharatsiany; ary ny marina tsy ho velona noho ny fahamarinany amin’ny andro anotany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao, ry zanak’olona, milazà amin’ny zanaky ny firenenao hoe: Ny fahamarinan’ny marina tsy hahavonjy azy amin’ny andron’ny fahadisoany; ary ny ratsy fanahy tsy ho lavo noho ny haratsiany, amin’ny andro hialany amin’ny haratsiany; toy ny tsy hahazoan’ny marina ho velona amin’ny fahamarinany, amin’ny andro anotany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianao, ry ilay taranak’olombelona, lazao amin’ny mpiray firenena aminao koa izao: ‹Raha misy olo-marina iray manao ratsy, ny soa izay nataony taloha dia tsy hahavonjy azy. Raha misy olon-dratsy miala amin’ny faharatsiany, ny ratsy izay nataony taloha dia tsy hahavoa azy. Eny, raha misy olo-marina iray manota, ny soa izay nataony taloha dia tsy hahavelona azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ianao, ry zanak'olona'lazao amin'ny zanaky ny firenenao hoe: Ny fahamarinan'ny marina tsy hahavonjy azy, raha mby amin'ny andro ahadisoany; ary ny faharatsian'ny ratsy fanahy tsy hahavoa azy, raha mby amin'ny andro ialany amin'ny faharatsiany; ary ny marina tsy ho velona noho ny fahamarinany, raha mby amin'ny andro anotany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, ry zanak’olona, lazao amin’ny zanaky ny firenenao hoe: Ny fahamarinan’ny marina dia tsy hahavonjy azy amin’ny andro ahadisoany, ary ny faharatsian’ny ratsy fanahy tsy hahavoa azy amin’ny andro ialany amin’ny faharatsiany; ary ny marina tsy ho velona noho ny fahamarinany amin’ny andro anotany.
malagasy