Ezekiel 33:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, raha hoy kosa Aho amin’ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao, nefa miala amin’ny fahotany izy sady manao izay marina sy mahitsy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na dia efa nilaza tamin’ny ratsy fanahy aza Aho nanao hoe: «Ho faty marina ianao», raha miala amin’ny fahotany izy, ka manaraka ny rariny sy ny hitsiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ohatra kosa misy olon-dratsy iray nilazako fa hahafaty azy tokoa ny afitsony. Raha miala amin’ny fahotany izy ka manao ny rariny sy ny hitsiny, dia tsy ho faty izy.
Malagasy Bible 1865
Ary koa, raha hoy Izaho kosa amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao, nefa miala amin'ny fahotany izy sady manao izay marina sy mahitsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, raha hoy kosa Aho amin’ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao, nefa miala amin’ny fahotany izy sady manao izay marina sy mahitsy
malagasy
Ary koa, raha hoy Izaho kosa amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao, nefa miala amin'ny fahotany izy sady manao izay marina sy mahitsy.[Heb. izy]